|
|
|
|

Entry1  zafy tsy havana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  zafy, tsy, havana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny taranaka iray fiaviana nefa noho ny fahalaviran' ny fihavanana dia toa tsy hita intsony ny maha-mpihavana azy
Explanations in French  5  [1.3] parents descendant d'une souche commune mais si éloignée que la parenté n’existe plus
Vocabulary  6  Relationships: family

Updated on 2025/07/29